Le développement de Madagascar passe par l’engagement des entreprises à construire des filières locales qui permettent aux Malagasy de vivre mieux et préservent leur territoire.
Améliorer la vie des Malagasy en construisant des filières locales et en développant des produits et services de qualité, accessibles à tous.
RespectIntégritéDépassement de soiEsprit d’équipe
Ny fampandrosoana an’i Madagasikara dia mitaky ny fandraisana andraikitry ny orinasa hanorina seha-pihariana eny ifotony hahafahan’ny Malagasy miaina tsaratsara kokoa sy miaro ny taniny.
Ny tanjonay dia ny hanatsara ny fiainan’ny Malagasy amin’ny alalan’ny fanorenana seha-pihariana eny ifotony sy ny fampivelarana vokatra sy tolotra tsara kalitao, azon’ny rehetra sitrahana.
FifanajanaFahitsianaFihoarana ny tenaFahaizana miara miasa
mpiasa raikitra
Asa
Fikarohana sy fampandrosoana, Fitantanana tetikasa, Fanodinana, Injeniera, Fitantanana, Famokarana, Fikojakojana, Kalitao/Fahasalamana/Fidiovana sy Fiarovana, Agronomia, Varotra, Serasera, Rojom-pamatsiana, Rafitra fampahalalam-baovao, Fividianana, Fitantanana mpiasa, Fitantanam-bola, Tahirim-bola, Fahombiazana, Fitantanana, Lalàna, Mpiasa mpanampy, Fiarovana.
Ozinina :