Ny lalako dia haivarotra 100% tao amin’i AIGLE D’OR :
Niditra tamin’ny 2018 ho Chef de Produit, niandraikitra ny PVC, kiraro mihidy ary fitaovana vita avy amin’ny hoditra.
Nanomboka tamin’ny 2023, miandraikitra ny famolavolana ny paikady, ny fanadihadiana ara-barotra, ary ny fifandraisana.
Ny fahombiazana roa lehibe nataoko dia ny fampaharetana ny famokarana ny fitaovana vita avy amin’ny hoditra nanomboka tamin’ny 2021 sy ny fanavaozana ny marika Aigle d’Or tamin’ny 2022.